|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitsingina
Radical  2  tsingina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono
Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity
Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Entrée (2/2)9  mitsingìna
Radical  10  tsingina
Partie du discours  11  impératif du verbe actif mitsingina [Liste complète]
Explications en malgache  12  [1.1]

Anagrammes  13  mitsingìna, mitsingina

Mis à jour le 2025/02/08