|
|
|
|

Entrée1  mitsatotsatoka
Radical  2  tsatotsatoka
Partie du discours  3  verbe actif
Allégation  4 
5  Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio. [2.472#]
Exemples  6  [2.472#] Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio.
7  [2.499#] Raha miara-mantsaka izy dia Ikemba no tsy maintsy ataony eo aloha, fa tiany hianarana, hono, ny famindrany mitsatotsatoka, ary iriny mba ho azo ny ranjony toy ny notefena.

Mis à jour le 2024/12/11