Entrée | 1 sintobe |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [2.245#90] (dihy) mamindra intelo (mitsatotsatoka) mandroso, manao tahaka io koa mihemotra... ka ny rehetra: mifampitan-tsoroka milahatra iray tomandavana an-drirana (misy hatramin' ny roapolo no laharany iray, ka telo diany, dia tsy sosohana intsony). [Bezanozano]
|
Exemples |
4 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245] |
Anagrammes | 5 bonitse, sintobe |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |