|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mitsakatsaka
Radical  2 tsakatsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba
9 Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra
10 Miriorio etsy sy eroa [1.1]

Entrée (2/2) 11  mitsakatsakà
Radical  12 tsakatsaka
Partie du discours  13  impératif du verbe actif mitsakatsaka [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mitsakatsakà, mitsakatsaka

Mis à jour le 2026/08/14