Entrée (1/2) | 1 mitotongana |
Radical | 2 totongana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 mitotongàna |
Radical | 10 totongana |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mitotongana [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.1] |
Explications en français |
13 [1.3] |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |