Entrée | 1 mitoroka |
Radical | 2 toroka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.78] miampanga, milaza an-karihary ny hadisoana na heloka natao tany 5 [1.1] Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika: Nitoroka ahy ho nanompa azy izy |
Morphologie |
|
Analogues | 10 manendrikendrika, manombotomboka, manendry |
Mis à jour le 2024/12/11 |