Entrée mitoky (toky)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho
Miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena [1.1]
Explications en français Avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde) [1.3]
Exemples Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any; [2.48]
Morphologie 
Présent : mitoky
Passé : nitoky
Futur : hitoky
Impératif : mitokia

Entrée mitoky (toky)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tambahoaka] Maminany (ombiasa) [1.78]
 Mamosavy, mamorika [1.1]
Explications en français Ensorceler [1.3]
Morphologie 
Présent : mitoky
Passé : nitoky
Futur : hitoky
Impératif : mitokia

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31