Entrée mitoko (toko)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao
Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1]
Morphologie 
Présent : mitoko
Passé : nitoko
Futur : hitoko
Impératif : mitokoa
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11