Entrée | 1 mitodi-doha |
Mots élémentaires | 2 mitodika, loha |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 raha tsy manome izy fa fatra-pampolapolaka antsika dia tsy mba manana antsika fa mitodi-doha hiverina any amin'ny anaran'ineny isika sy ny lambantsika [2.131] 5 Matetika, hono, mitodi-doha miantsinanana aty amintsika aty izy, toa takatro mametsovetso hoe: [2.470] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/05/15 |