|
|
|
|

Entrée 1  miteraka
Radical  2 teraka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo?
9 Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao
10 Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany
11 (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1]
Explications en français  12 accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13]
13 [Sakalava-Mayotte] accoucher [1.405]
Exemples  14  Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324]
15  Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5]
Vocabulaire  16  Biologie
Combinaisons  17  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miteraka
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  19 matarike, 20 miraketa, 21 miretaka, miteraka

Mis à jour le 2026/04/21