|
|
|
|

Entrée1  mitehina
Radical  2  tehina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina
Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara
Manosika lakana amin' ny tehin-dakana.
Explications en anglais  5  [1.7] to walk with a cane, to lean on something or someone when walking
Explications en français  6  [1.8] s'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un
Exemples  7  Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21