|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitazona
Radical  2  tazona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza?
Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy
Explications en français  5  [1.13] maintenir
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/2)10  mitazòna
Radical  11  tazona
Partie du discours  12  impératif du verbe actif mitazona [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21