|
|
|
|

Entrée1  mitavy
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  manao tavy na tanimbary ala [Tambahoaka] [1.78]
4  mikapa ala hambolem-bary [Taisaka] [1.78]
5  mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy [Bara] [1.78]
6  mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary) [Tanala] [1.78]
7  mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka [1.13]
Explications en français  8  défricher [1.13]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :

Anagrammes  12  mitavy, tiavim, vitaim

Mis à jour le 2020/07/31