|
|
|
|

Entrée1  mitambesatra
Radical  2  tambesatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manindry na miankina mafy amy...: Aza mitambesatra amin' ny soroko ianao
Explications en anglais  5  [1.7] to weigh upon; to be heavily burdened
Explications en français  6  [1.3#658] Tirer, peser dessus: Aza mitambesatra amin’ ny soroko, fa sasatra aho (Ne pesez pas, ne vous appuyez pas sur mes épaules, parce que je suis fatigué) ~ Mitambesatra amiko ireo zaza ireo (Ces enfants sont à ma charge) ~ Mitambesatra amiko ny loza (Le malheur pèse sur moi)
7  [1.8] peser dessus
Exemples  8  Izy andrin' ny fianakaviana ity no hanjary adidy iray lehibe mitambesatra amin' ny vady aman-janany. [2.470]
9  Fantatra fa manan-javatra mitambesatra aminy ireo olona ireo. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11