|
|
|
|

Entrée1  misy azy
Mots élémentaires  2  misy, azy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  aoka fotsiny (ny hafaliany na ny alahelony na ny hatairany): Misy azy reniny mandre izao fahombiazany tsy roa aman-tany izao. [1.1]
Explications en français  5  quel sera ... [1.5]

Mis à jour le 2023/04/16