|
|
|
|

Entrée 1  misy
Radical  2 isy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody
9 Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany
10 Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny
11 Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso [1.1]
Explications en anglais  12 there is, there are [1.7]
Explications en français  13 il y a, il y en a [1.8]
Exemples  14  Lazao raha misy mahalala e! [2.472#120]
15  Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. [2.471#29]
16  misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. [2.470#59]
Analogues  17  baibo, 18  fondrana, 19  kaondrana, 20  nahafahana, 21  ondranondranana, 22  tangoarara
Combinaisons  23  73 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot misy
Proverbes  24  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22