|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misongadina (songadina)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Miavaka tsara, mivongady 4  Voaenda-damba, miboridana [1.1]
Exemples  5  Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky. [2.471]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Analogues  10  Mivongady, mivaingana, miharihary, mitojanjina, hita vatana, tsy takona afenina, tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona, azo tsapain-tanana, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina

Entrée (2/2)11  misongadìna (songadina)
Partie du discours  12  impératif du verbe actif misongadina
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]
Tableaux et planches  15  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  16  misangodina, misangodìna, misongadina, misongadìna, misangodina, misangodìna, misongadina, misongadìna

Mis à jour le 2023/01/20