Entrée | 1 misompatra |
Radical | 2 sompatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona |
Explications en anglais |
5 [1.7] to do wanton damage |
Explications en français |
6 [1.8] saboter, détruire par vandalisme 7 [1.6] voir maNOMpatra |
Exemples |
8 Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy. [2.606#] 9 Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [2.296#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 14 manompatra |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot misompatra |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |