|
|
|
|

Entrée1  misoko ohatra ny ron-gisa
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza zavatra izay tsy hita maso ny fiasany nefa ny vokany ao ihany, zavatra tsy ampoizina nefa misy asany
Mots élémentaires  4  misoko, ohatra, ro, gisa

Mis à jour le 2024/12/07