|
|
|
|

Entrée1  misimisy
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  Raha te-hamboly misimisy izahay, dia mampiasa tanin' olona isasahana. [2.472]
4  Nomeko azy izay tokony ho vidin' ny omby roa, ary mbola nampiako vola misimisy ihany hiravoany miaraka amin' ny lafy valo. [2.471]
5  Saropantarina mihitsy izay tokony ho marina, kanefa toa ity hevitra farany ity no misimisy kokoa. [1.38]
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot misimisy

Mis à jour le 2020/07/31