|
|
|
|

Entrée1  misesy
Radical  2  sesy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany
Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho
Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Analogues  9  an-kisesy, tsy miato, tsy an-kiato, tsy an-kijanona, sesilany, sesirivotra, sesimontotra, dodoria, tohokafo

Mis à jour le 2024/12/11