|
|
|
|

Entrée1  misava ranonando
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza ny aloha indrindra amin' ny mpandeha ka mampihintsana ny ranonando -- na olona nalefa hidinika mialoha momba ny zavatra kasaina hatao
Mots élémentaires  4  misava, ranonando

Mis à jour le 2024/12/07