|
|
|
|

Entrée1  misarika
Radical  2  sarika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro
Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny
Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny
Explications en anglais  5  [1.7] to pull; to snatch; to make the drawing of the lottery
Explications en français  6  [1.8] tirer; enlever avec la main
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot misarika

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21