|
|
|
|

Entrée 1  misangisangy
Radical  2 sangisangy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
8 Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
9 Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1]
Explications en anglais  10 to fool around; to tease [1.7]
Explications en français  11 badiner; taquiner [1.8]
Synonymes  12 misangy

Mis à jour le 2026/04/22