|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misampana
Radical  2  sampana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena
Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana
Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona
Exemples  5  Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany. [2.470]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/2)10  misampàna
Radical  11  sampana
Partie du discours  12  impératif du verbe actif misampana [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21