|
|
|
|

Entrée1  misamontitra
Radical  2  samontitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Bezanozano] tezitra mafy
5  [1.1] tezitra, misafoaka, vinitra izaitsizy, mitroatran' ny hatezerana: Nisamontitra tamin' ny mpianany nananihany azy Ramose
Explications en français  6  [1.3] s'irriter, être furieux: Nisamontitra tamin' ny zanany izy (Il était furieux contre son fils)
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Autres orthographes  11  misamontotra
Analogues  12  mifoaka, mitroatra, mifoaba

Mis à jour le 2024/12/12