Entrée | misafotofoto (safotofoto (fotofoto)) | ||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||
Explications en malgache | Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | Also used for mifotofoto [1.2] | ||||||||
To be indisorder; to act in fury [1.7] | |||||||||
Explications en français | être embrouillé; agir en colère [1.8] | ||||||||
Exemples | Manga ny lanitra,ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary.
[2.471] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |