Entrée | 1 misafay |
Radical | 2 safay |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 miala safay, manao alasafay |
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |