|
|
|
|

Entrée1  manao alasafay
Mots élémentaires  2  manao, ala safay
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Explications en anglais  5  to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
Synonymes  6  miala safay, misafay

Mis à jour le 2023/04/16