Entrée | 1 mirohotra |
Radical | 2 rohotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1#712] miara-mandeha maro be, mizotra miara-be: Raha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery |
Explications en français |
5 [1.3#543] aller ensemble, aller en foule |
Exemples |
6 Indraindray mirohotra manao rodobe, mifanena ny mpandeha eny an-dalana. [2.356#] 7 Ny lehilahy mahery kosa mirohotra mitondra azy avy any ivelan' ny tanàna miantsa koa. [1.353#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 mirohitra |
Analogues | 13 misesika, mibosesika, miridana, manao dia be, manao rodom-be, manao tsy omby aloha, manao rano vaky, mifanitsa-kitro |
Mis à jour le 2024/12/12 |