Entrée | 1 miriorio |
Radical | 2 riorio |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Taisaka]
mivezivezy 5 [1.78] [Bara] mirenireny 6 [1.78] [Tanosy] mirenireny, mivezivezy 7 [1.1] Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot miriorio |
Mis à jour le 2024/12/11 |