|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mirefarefa
Radical  2 refarefa
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao
9 Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano
10 Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro
11 Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra
12 Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany [1.1]
Exemples  13  Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470#154]
Combinaisons  14  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mirefarefa

Entrée (2/2) 15  mirefarefà
Radical  16 refarefa
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mirefarefa [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mirefarefa, mirefarefà

Mis à jour le 2026/08/15