|
|
|
|

Entrée1  miraikitra
Radical  2  raikitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia
Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany
Explications en anglais  5  [1.2] to adhere, to stick to, to cleave to.
6  [1.7] to stick to something
Explications en français  7  [1.8] se coller, adhérer
Exemples  8  Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot miraikitra

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21