|
|
|
|

Entrée1  mipendrampendrana (pendrampendrana)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy [1.1]
4  (olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby [1.1]
5  Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana [2.285#270]
6  Olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby [2.313#59]
Explications en anglais  7  To be flickering, to be dazzling, to be glaring [1.2]
8  To blink, to be dazzled [1.7]
Explications en français  9  Clignoter [1.3#482, 1.8]
10  être ébloui [1.3#482, 1.8]
11  Vaciller, comme la flamme d'une bougie [1.3#482]
12  Papilloter (lumière) [1.8]
Exemples  13  Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena. [2.606]
14  Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany. [1.250]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :

Mis à jour le 2023/01/20