Entrée | 1 mipasoka |
Radical | 2 pasoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandama, mandambolambo, manindry amin' ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady Voalama, voatsindrin' ny vy nohafanaina: Mitondra akanjo tsy mipasoka Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny |
Explications en anglais |
5 [1.2] to smooth; to iron; to palliate. The reduplicated forms of the above are used with the same meanings 6 [1.7] to iron clothing |
Explications en français |
7 [1.8] repasser le linge |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mipasoka |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |