|
|
|
|

Entrée1  miolomay
Radical  2  olomay
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny)
5  [1.78] [Bezanozano] mihazakazaka
Exemples  6  Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa. [2.470]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11