|
|
|
|

Entrée1  milatsy
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Misy latsy na tsorakazo fatorana eo antenatenan' ny takela-jozoro mba hanamafy azy: Tsy ho mafy ity rindrin-tany ity raha tsy milatsy volotsangana
Radical  4  latsy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11