|
|
|
|

Entrée1  latsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Sihanaka] singam-bolotsangana anohizana tery
4  [1.1] Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka
5  [1.13] tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra
Explications en anglais  6  [1.2] cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house
Explications en français  7  [1.13] traverse, entretoise
Exemples  8  Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21