|
|
|
|

Entrée (1/2)1  milaika
Radical  2  laika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao
Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana
Exemples  5  Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna. [2.470]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/2)10  milai
Radical  11  laika
Partie du discours  12  impératif du verbe actif milaika [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21