|
|
|
|

Entrée1  mikoy
Radical  2  koy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manaiky fa resy: Nasian' ny miaramila mafy ny fahavalo ka nikoy
Miaiky na migaga ny fahaizana na ny fahatanjahan' ny olona iray: Nampisehoan' Isambilo ny fahaizany ny mpianatra namany ka nikoy
Mibaboka amy..., miaiky: Mikoy ny hadisoanao ve ianao?
Explications en anglais  5  [1.7] to draw back; to give up, to surrender
Explications en français  6  [1.8] reculer; reconnaître la supériorité des autres
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11