Entrée | 1 mikotroka |
Radical | 2 kotroka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory |
Explications en anglais |
5 [1.7] to thunder; to roar, as a cascade, etc |
Explications en français |
6 [1.8] tonner; faire du bruit comme une cascade |
Vocabulaire |
7 Son |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mikotroka |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |