|
|
|
|

Entrée1 mikoropaka
Radical  2koropaka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho. [1.1]
Explications en anglais  5to be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle. [1.7]
Explications en français  6s'empresser; se débattre, se démener. [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Autres orthographes  11mikoropapa

Mis à jour le 2025/09/12