Entrée (1/2) | 1 mikorontana |
Radical | 2 korontana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 mifanjevo, misaritaka, misavoritaka, mifotofoto, misafotofoto, misavorovoro, mikorokoro |
Analogues | 10 tsy milamina, mifangaro be ihany, mifamotaka ambony ambany |
Entrée (2/2) | 11 mikorontàna |
Radical | 12 korontana |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mikorontana [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |