|
|
|
|

Entrée 1  mikondendy
Radical  2 kondendy
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray [1.1]
Synonymes  9 mikondendina, mikorandendina

Mis à jour le 2026/04/22