|
|
|
|

Entrée1  mikondendina
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendina hahandro vary ho azy indray
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Synonymes  8  mikondendy, mikorandendina

Mis à jour le 2024/12/10