|
|
|
|

Entrée1  mikoke
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  miantso vonjy, miantso mafy, mitabataban'antso: Tsa mba handraena olo koa ny koke leha ny fe ro hazan'ny voae (Tsy mba olon-kafa intsony no andrasana iantso vonjy rehefa ny fen'ny tena no voarambin'ny voay) [Betsileo] [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31