Entrée (1/2) | 1 mikobana |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana (lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany (akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny |
Radical | 4 kobana |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mikobana |
Entrée (2/2) | 10 mikobàna |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mikobana [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.1] |
Explications en français |
13 [1.3] |
Radical | 14 kobana |
Anagrammes | 15 ambaniko, animbako, ikambano, ikobanam, kamboina, kombiana, mabonika, mañabôky, manakibo, maniboka, mibonaka, mikobàna, mikobana, nabaikom, naombika, nobakaim |
Mis à jour le 2025/04/14 |
![]() |