|
|
|
|

Entrée1  mikitoantoana
Radical  2  kitoantoana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany
Explications en anglais  5  [1.7] to be bumpy; to be rough (esp. of roads)
Explications en français  6  [1.8] être raboteux; inégal
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Mis à jour le 2023/01/20