Entrée | 1 mikaly |
Radical | 2 kaly |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina [1.1] |
Exemples |
5 Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 10 mikajy, mikandy, mijijy, miangaly, mikajy, mikajakaja, mikandikandy, mikojakoja, mipasopasoka, mitandrina, mikenakena |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |