Entrée (1/2) | 1 mikaika |
Radical | 2 kaika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitoloko, mitaraina [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 8 mikaika |
Radical | 9 kaika |
Partie du discours | 10 verbe actif |
Explications en malgache |
11 miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) [Tanala]
[1.78] 12 Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 17 mihaika |
Anagrammes | 18 mikaika, mikiaka |
Mis à jour le 2023/01/05 |